top of page
Blog
Découvrez nos dernières innovations, réflexions et témoignages.
Filtrez par langue:


Jery todika ny taom-pianarana lasa : Taom-pianarana voalohany niarahana niasa tamina mpampianatra maherin’ny 500 isa
Nanao ahoana ny niainan'ireo Mpanabe JL an'iny taom-pianarana lasa iny? Niresaka fiovana maro, izay tsy nijanona tao an-tsekoly fotsiny izy ireo.

Tahina Ramarolahy
il y a 2 jours


“Tena tiany izahay.”: Ny fifandraisan’ireo mpianatra amin’ny Mpanabe Jeune Leader
Nisy tamin’ny ekipanay nihazo ny faritra Androy, any amin’ny tapany atsimo. Tao indray ireo ekipa nitanjozotra namonjy ny faritra Vatovavy, any atsinanana. Tao kosa ireo nihazo ny faritra Vakinankaratra, eo afovoan-tany. Lafiny telo tena manan-danja no hitanay miverimberina mahakasika ny fomba fijerin’ireo mpianatra ny Mpanabe Jeune Leader.

Tahina Ramarolahy
18 juin


Mivoatra am-pahatokiana : ny làlana nodiavin’i Mamisoa
Manasa anao hamaky ity tantaran’i Mamisoa ity, izay nanomboka niasa ho animatrice-éducatrice tato amin’ny PJL ary ankehitriny kosa lasa RT.

Projet Jeune Leader
5 mars 2024


Ahoana no ahafahanay manohana bebe kokoa ny Jeune Leader?
Ahoana no ahafahanay manohana bebe kokoa ny Jeune Leader, mba hahafahan'izy ireo manohana bebe kokoa ny mpianany?

Tahiry Anjarasoa
21 juil. 2023


Ny Fanararaotana ara-pihetseham-po any ambanivohitr'i Madagasikara
Ny Fanararaotana ara-pihetseham-po any ambanivohitr'i Madagasikara: Fanohanana nataon’ny tanora ho an’ny tanora.

Tahiry Anjarasoa
21 juil. 2023


Modely malala-tsaina, miantoka ho avy mamiratra
Ny fialantsakana na ny mahazatovo dia tetezana tsy maintsy lalovan’ny olombelona rehetra, hialana amin’ny fahazazana ka hiampitana ho...

Tahiry Anjarasoa
9 janv. 2023


Fiaraha-Mientana ho an’ny Fanabeazana Feno Miantoka Ho Avy Mamiratra
“Tsy vitan’ny hoe manampy anay hamaha ny olan’ny tsy fahampian’ny mpampianatra ao amin’ny sekoly fotsiny ny fahatongavan’ity Mpanabe...

Tahiry Anjarasoa
14 sept. 2022


Andao Hanamafy ny Firaisan-kinantsika: Symposium Mai 2022
"Fifaliana ho ahy ny milaza fa 0% ny tahan’ny bevohoka any am-pianarana nandritran’izay 3 taona niasan’ny Jeune Leader tao izay…" -...

Tahiry Anjarasoa
15 juin 2022


Iray andro miaraka amin’i Hanitra
« Isa-maraina dia mamaky na mijery hatsikana kely amin’ny tambazotran-tserasera aho hanombohako ny tontolo androko ; faranako amin’ny...

Lilie Randrianasolo
7 mars 2022


Fikambanana tonga ONG, mihalehibe hatrany Projet Jeune Leader
« Ahoana ny ataon’ny ONG-nareo iatrehana ny aretina covid-19 sy ny vokany? » Mpianatra avy amina sekoly ambony iray ao amin’ny...

Lilie Randrianasolo
4 mars 2022
bottom of page
